Category Archives: culture

MPIASAN’NY ARISIVAM-PIRENENA TENY AMIN’NY TOBIN’ALA ANGAVOKELY NY ZOMA 16 NOVAMBRA 2018

            Nitsidika ny Tobin’Ala (Centre National de Formation de Technicien Forestier) Angavokely ny mpiasan’ny Arisivam-Pirenena ny tontolo andron’ny Zoma 16 novambra 2018 lasa teo. Lalana 36 km eo ho eo miatsinanana miala an’Antananarivo no misy ity Tobin’Ala ity izay manofana olona ho teknisianina amin’ny fikarakarana ala. Mahatratra 696 ha ny

EVENEMENT EN COMMEMORATION DE LA PREMIERE GUERRE MONDIALE A ANKATSO LE 09 NOVEMBRE 2018

Les festivités en commémoration de la Première Guerre mondiale (1914-1918) ont débuté en 2014 et se verront closes cette année 2018. Dans la journée du Vendredi 09 novembre 2018, un événement mettant en exergue le vécu des tirailleurs malgaches pendant la Premiètre Guerre mondiale a marqué le Campus d’Antananarivo. Avec la collaboration du Comité du

FAMPIRANTIANA 22 – 25 JONA 2018 TENY AMIN’NY TRANOMBOKIM-PIRENENA – ANOSY

Nandray anjara tamin’ny fampirantiana notontosaina teny amin’ny Tranombokim-Pirenena teny Anosy, ny Zoma 22 hatramin’ny Alatsinainy 25 jona 2018 lasa teo, ny Foiben’ny Arisivam-Pirenena. Tonga nanome voninahitra ny fanokafana ny fampirantiana ireo solontenam-panjakana notarihin’ny Ministry ny Kolontsaina ankehitriny. Tanjona niraisana teto Madagasikara, tany amin’ny taona 1960 tany, ny hitondra ny firenena malagasy ho amin’ny fandrosoana amin’ny

RAHARAHA TABATABA 29 MARTSA 1947, FENO 71 TAONA IZAO…

Nankalaza ny tsingerin-taonan’ny raharaha 29 martsa 1947 ny teto Madagasikara omaly Alakamisy 29 martsa 2018. Nomarihina tamin’ny hetsika efa fanao mahazatra teny Ambohijatovo, teny Mausolée, tany Moramanga io daty io ankoatr’ireo natao tamin’ny faritra samihafa manerana ny Nosy. Zava-niseho anisan’ny tena nampihoron-koditra teto amin’ny firenena ny tabataba 1947. Mbola tsy maty ao am-pon’ny Malagasy maro

TAOM-BAOVAO MALAGASY TAONA 2018

Raha ny marina dia samy manana ny taom-baovaony ny firenena tsirairay. Saron’ny fanatontoloana nihanahazo vahana tsikelikely ka zary nandrakotra izao tontolo izao nefa izany. Ny datin’ny 01 janoary no eken’ny daholobe ho voalohan’ny taona saingy tsy voatery hanaiky ny fahamarinan’izany akory ny rehetra.   Nisy àry ireo nanapa-kevitra fa tsy maintsy haverina ny fankalazana ny