Category Archives: loisir

MPIASAN’NY ARISIVAM-PIRENENA TENY AMIN’NY TOBIN’ALA ANGAVOKELY NY ZOMA 16 NOVAMBRA 2018

 

 

 

 

 

 

Nitsidika ny Tobin’Ala (Centre National de Formation de Technicien Forestier) Angavokely ny mpiasan’ny Arisivam-Pirenena ny tontolo andron’ny Zoma 16 novambra 2018 lasa teo.

Tobin’Ala Angavokely
Zoma 16 novambra 2018

Lalana 36 km eo ho eo miatsinanana miala an’Antananarivo no misy ity Tobin’Ala ity izay manofana olona ho teknisianina amin’ny fikarakarana ala.

Manodidina an’Angavokely
Zoma 16 novambra 2018

Mahatratra 696 ha ny velarany. Mampiavaka azy ny vatomainty (granite) sy ny orchidées ary ireo lava-bato manan-tantara.

Lava-bato (grotte) ao Angavokely
Zoma 16 novambra 2018

1752 metatra ny haavon’Angavokely ary 1755 metatra ny haavon’Angavobe.

Eny an-tampon’Angavokely
Zoma 16 novambra 2018

Mbola misy an’Ambatomisondrotra ihany koa eny afaka tsidihina.

HERINANDRO III SY FAHA IV – HETSIKA FIALAMBOLY AOGOSITRA 2017

 

 

Nitohy ny Alakamisy 17, ny Talata 22, ny Alakamisy 24 ary 31 aogositra 2017 ny hetsika fialamboly niarahana tamin’ny ankizy tamin’ity taona 2017 ity.

 

 

Nifanentana hatrany amin’ny maha ankizy azy ireo ny zavatra nomanina sy natolotra: kilalao, zumba, origami, tantara sy angano, ankamantatra, ….. Tsy adino hatrany koa ny sakafo maivana isaky ny fiafaran’ny fotoana.

Toy izao ny ankizy kely mihira sy milalao

Toy izao indray izy rehefa mandihy

Sady fanitaran-tsaina no fampiasana tanana no kilalao ny origami

Tsy verivery foana ny taratasy, tsy lany andro fahatany ny ankizy

Mifoha ao anaty zumba ny fahavitrihana voajanahary ao amin’ny ankizy

Fahafinaretan’ny ankizy izao zavatra izao an …….

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Marihina fa tanjona lehibe tratrarina amin’ny hetsika toy izao ny hamolavola ny olom-pirenena manomboka amin’ny fahazazany mba hanana toe-tsaina mikajy sy mitahiry arisiva.

Fifaliana ho an’ny Arisivam-Pirenena indray ny mifamotoana amin’ny ankizy amin’ny taona ho avy (2018).

HETSIKA FIALAMBOLY MANDRITRY NY FIALANTSASATRA AOGOSITRA 2017 – HERINANDRO FAHAROA

 

Nanafana ny Foiben’ny Arisivam-Pirenena ny fifaliana sy fahavitrihana tao amin’ireo ankizy marobe vory lanona tao anatin’ny herinandro faharoan’ny hetsika fialamboly taona 2017 natao ny Talata 08 sy ny Alakamisy 10 aogositra 2017 teo.

 

 

Na dia ny hiala voly aza no tanjona dia tsy manakana ny fanitarana sy fampivelarana ny saina izany. Nosafidiana àry handrafitra ny fandaharam-potoana ireo kilalao mifanaraka amin’izany toy ny katro, fanorona, saka sy voalavo, origami (famoronan-javatra amin’ny alalan’ny fampiasana taratasy). Tsy diso anjara ny vatana fa nahazo ny sahaza azy tao anatin’ny zumba sy ny sakafo maivana nentina namaranana hatrany ny fiarahana.

Nahavitana akanjo vetivety teo ny taratasy

Mbola liana amin’ny tantara sy angano ny zaza malagasy

Seriny dia seriny ery ao anaty zumba izy ireo

Hanamarika azy ireo izao fotoana izao

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Tsapa sy hita fa arakaraky ny nitomboan’ireo mpandray anjara no nampitombo ny fahafinaretana azon’ny tsirairay. Amin’ny alakamisy 17 aogositra ho avy izao indray no fotoana manaraka.

 

HETSIKA FIALAMBOLY MANDRITRY NY FIALANTSASATRA AOGOSITRA 2017 – HERINANDRO VOALOHANY

 

 

Fanaon’ny Foiben’ny Arisivam-Pirenena isan-taona ny mikarakara hetsika fialamboly iarahana amin’ny ankizy mandritry ny volana aogositra, izay vanim-potoanan’ny fialantsasatra ho an’ny ankamaroan’ny mpianatra eto Madagasikara.

 

 

Isaky ny Talata sy Alakamisy tolakandro no hanaovana ny hetsika ho amin’ity taona 2017 ity ary eto amin’ny Foiben’ny Arisivam-Pirenena eto Tsaralalàna ihany.

Herinandro voalohan’ny hetsika ny Talata 01 sy Alakamisy 03 aogositra 2017 teo ka dihy na “zumba” sy famoronan-javatra amin’ny alalan’ny taratasy na “origami” no nandrafitra ny fandaharam-potoana. Sakafo maivana hatrany no namarana ny fiarahana nandritr’ireo roa andro ireo.

Ramatoa ANDRIAMIHAMINA RAVONIHAROSON Sahondra Sylvie, Talen’ny Arisivam-Pirenena, manokatra ny hetsika fialamboly aogositra 2017

Maneho ny fahavononany ny ankizy

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Kendrena mba hitondra soa ho an’ny maha olona feno ireo ankizy izao fialamboly karakaraina izao.

 

 

L’EQUIPE DE LA DAN A FAIT SES ADIEUX AU TERRAIN DE FOOTBALL A MAHAZOARIVO POUR CETTE ANNEE 2016

 

 

 

 

 

La DAF1 a terrassé la DAN sur un score de 2 buts à 0 dans le duel du 1 avril 2016. Le jeu s’est bien passé mais cette défaite a décidé du sort de l’équipe de la DAN : elle a perdu toute chance d’arriver à la finale.

Le ballon rond a besoin d'un coup de pied très adroit

Le ballon rond demande un coup de pied très adroit

Mais les adversaires ne veulent pas lâcher

Les adversaires ne veulent pas lâcher

Le gardien n'a pas l'intention de se laisser faire...Pas moyen de l'intimider

Le gardien n’a pas l’intention de se laisser faire…Pas moyen de l’intimider

Les supporteurs ne se découragent pas

Les supporteurs soutiennent avec verve leur équipe

Les incidents font partie du jeu

Les incidents font partie du jeu

 

La Directrice des Archives Nationales encourage les joueurs

La Directrice des Archives Nationales, Madame Andriamihamina Sahondra, est venue encourager les joueurs

Toute l'équipe de la DAN: joueurs, coach, supporteurs et la Directrice des Archives Nationales

Toute l’équipe de la DAN: joueurs, coach, supporteurs et la Directrice des Archives Nationales

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Le dernier jeu pour la DAN a eu lieu le 7 avril 2016. Elle a joué face à l’équipe des Officiers. Cette dernière a maîtrisé les débats sur un score de 3 buts à 1. Après s’être évertué à gagner le match, la DAN est éliminée. Ainsi s’achève son parcours pour cette année mais elle compte bien relever le défi la prochaine fois….

Le football est un vrai sport

Le football est un sport qui requiert technique…

...qui a besoin de persévérance

…beaucoup de précision…

...de persévérance...

…résistance…

... et surtout d'endurance.

… et surtout endurance.

Pour les passionnés, assister au match est un bon moment de détente

Pour les passionnés, assister au match est un vrai moment de détente…

tout le monde est zen et relax!

…tout le monde se tient zen et relax!

Après le jeu, le joueur se rafraîchit

Après le jeu, le joueur se rafraîchit

D'autres s'accordent un peu d'échange

D’autres s’accordent un moment d’échanges

L'équipe de la DAN s'éclipse maintenant mais. Rendez-vous l'année prochaine

L’équipe de la DAN s’éclipse maintenant. Rendez-vous l’an prochain!